<-
->

Sal 56:1 Be merciful unto me, O God: for man would swallow me up; he fighting daily oppresseth me. Ho an' ny mpiventy hira. Al-jonathelem-rehokim. Miktama nataon' i Davida, fony nisambotra azy tany Gata ny Filistina. Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô, fa misafoaka manenjika ahy ny olona; miady amiko mandrakariva izy ka mampahory ahy. Ho an' ny mpampianatra hira. Amin' ilay Voromailala gina any an-tany lavitra. Hiran' i Davida. Fony izy nosamborin' ny Filistina tany Geta. Du maître de chant. Sur "l' oppression des princes lointains." De David. A mi-voix. Quand les Philistins s' emparèrent de lui à Gat.