<-
->

Sal 46:7 The Lord of hosts is with us; the God of Jacob is our refuge. Selah. Jehovah, Tompon' ny maro, no momba antsika; Andriamanitr' i Jakoba no fiarovana avo ho antsika. Mitabataba ny firenena, mikotrankotrana ny fanjakana; vao nampandre ny feony izy dia nihotsaka matahotra ny tany. des peuples mugissaient, des royaumes chancelaient, il a élevé la voix, la terre se dissout.