<-
->

Sal 39:6 Surely every man walketh in a vain shew: surely they are disquieted in vain: he heapeth up riches, and knoweth not who shall gather them. Aloka tokoa no fandehandehan' ny olona; zava-poana tokoa no itabatabàny; mihary harena izy nefa tsy fantany izay ho tompon' izany. Nataonao vody voam-pelatanana monja ny androko; ary toy ny tsinontsinona eo anatrehanao ny fiainako. Eny, tso-drivotra foana avokoa, ny olombelona velona. - Selà. Vois, d' un empan tu fis mes jours, ma durée est comme rien devant toi; rien qu' un souffle, tout homme qui se dresse,