<-
->

Sal 137:3 For there they that carried us away captive required of us a song; and they that wasted us required of us mirth, saying, Sing us one of the songs of Zion. Fa teo dia nangataka anay hihira izay namabo anay; Ary izay nampahory anay nangataka anay hanao fifaliana ka nanao hoe: Manaova hiran' i Ziona eto anatrehanay. Fa teo izahay dia nangatahan' ireo nitana anay am-pahababoana, hanao hiram-pivavahana sy hira fiderana; nangatahin' ireo mpampahory anay hira fifaliana izahay: Manaova hiran' i Siona ho anay hianareo. Et c' est là qu' ils nous demandèrent, nos geôliers, des cantiques, nos ravisseurs, de la joie "Chantez-nous, disaient-ils, un cantique de Sion."