<-
->

Sal 133:3 As the dew of Hermon, and as the dew that descended upon the mountains of Zion: for there the Lord commanded the blessing, even life for evermore. Tahaka ny ando any Hermona, izay milatsaka amin' ny tendrombohitra Ziona; Fa voadidin' i Jehovah ho eo ny fitahiana, Dia fiainana ho mandrakizay. Manahaka ny andon' i Hermona izany, izay milatsaka eo amin' ny tampon' i Siona; fa ao no nanorenan' ny Tompo ny fitahiana, ny fiainana ho mandrakizay. C' est la rosée de l' Hermon, qui descend sur les hauteurs de Sion; là, Yahvé a voulu la bénédiction, la vie à jamais.