<-
->

Sal 112:1 Praise ye the Lord. Blessed is the man that feareth the Lord, that delighteth greatly in his commandments. Haleloia. Sambatra ny olona izay matahotra an' i Jehovah Sady mankasitraka ny didiny indrindra. ALEPH Sambatra ny olona matahotra an' ny Tompo, BETH izay mametraka ny hafaliany rehetra, amin' ny fitandremana ny didiny. Alleluia! Heureux l' homme qui craint Yahvé, et se plaît fort à ses préceptes!