<-
->

Sal 105:23 Israel also came into Egypt; and Jacob sojourned in the land of Ham. Ary Isiraely nankany Egypta; Eny, Jakoba nivahiny tany amin' ny tanin' i Hama. Izay vao nankany Ejipta Israely, ka nitoetra teo amin' ny tanin' i Kama Jakoba. Israël passa en Egypte, Jacob séjourna au pays de Cham.