<-
->

Sal 104:35 Let the sinners be consumed out of the earth, and let the wicked be no more. Bless thou the Lord, O my soul. Praise ye the Lord. Ho lany ringana tsy ho etý amin' ny tany ny mpanota, Ary ny ratsy fanahy tsy ho etý intsony. Misaora an' i Jehovah, ry fanahiko. Haleloia. Ho fongotra eto an-tany anie ny mpanota, ary tsy hisy intsony ny ratsy fanahy! Misaora an' ny Tompo, ry fanahiko. Alleloia! Que les pécheurs disparaissent de la terre, les impies, qu' il n' en soit jamais plus! Bénis Yahvé, mon âme.