<-
->

Sal 102:13 Thou shalt arise, and have mercy upon Zion: for the time to favour her, yea, the set time, is come. Hianao hitsangana ka hamindra fo amin' i Ziona; Fa efa andro hamindram-po aminy izao; Eny, tonga ny fotoana. Fa hianao kosa, ry Iaveh, dia mipetraka eo amin' ny seza fiandrianana mandrakizay, ary velona amin' ny taona rehetra mifandimby ny fahatsiarovanao. Mais toi, Yahvé, tu trônes à jamais; d'âge en âge, mémoire de toi!