<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Maccabées |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1M 7:33 | Taorian' izany, niakatra tao an-tendrombohitra Siona Nikanora, ka nivoaka avy eo amin' ny fitoerana masina ny mpisorona sasantsasany nomban' ny maro tamin' ny loholon' ny vahoaka, hiarahaba azy tamim-pihavanana, sy haneho aminy ny sorona dorana, natolotra ho an' ny mpanjaka. | Après ces événements, |