<-
->

1M 4:60 Tamin' izany fotoana izany ihany, izy ireo nanorina teo amin' ny tendrombohitra Siona manda avo manodidina sy tilikambo mafy, mba tsy hahazoan' ny firenena manosihosy ny fitoerana masina intsony, toy ny efa nataony teo aloha. Ils bâtirent en ce temps-là tout autour du mont Sion des murs élevés et de fortes tours, de peur que les nations ne vinssent comme auparavant fouler ces lieux.