<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Maccabées |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1M 14:36 | Raha mbola velona koa izy, vanona avokoa ny zavatra teo an-tanany, vitany hatramin' ny nandroaka ny firenen-kafa teo amin' ny tany izay nonenany, mbamin' ireo izay teo amin' ny tanànan' i Davida tao Jerosalema, izay efa nahavita trano mimanda, ka nivoaka avy ao nandoto ny manodidina ny fitoerana masina sy nametaveta fatratra ny fahamasinany. | En ces jours, il lui fut donné d' extirper de son pays les nations et ceux qui étaient dans la |