<-
->

Eks 9:6 And the Lord did that thing on the morrow, and all the cattle of Egypt died: but of the cattle of the children of Israel died not one. Ary nony ampitso dia nataon' i Jehovah izany zavatra izany; ka maty avokoa ny bibin' ny Egyptiana rehetra; fa ny bibin' ny Zanak' Isiraely kosa tsy mba nisy maty na dia iray akory aza. Dia nataon' ny Tompo tokoa izany, nony ampitso; ka ny bibin' ny Ejipsiana maty avokoa; fa ny bibin' ny zanak' Israely tsy nisy maty, na dia iray aza. Le lendemain, Yahvé fit cela, et tous les troupeaux des Égyptiens moururent, mais des troupeaux des Israélites, pas une bête ne mourut.