<-
->

Eks 9:29 And Moses said unto him, As soon as I am gone out of the city, I will spread abroad my hands unto the Lord; and the thunder shall cease, neither shall there be any more hail; that thou mayest know how that the earth is the Lord' s. Ary hoy Mosesy taminy: Raha vao mivoaka amin' ny tanàna aho, dia hamelatra ny tanako amin' i Jehovah; koa dia hitsahatra ny kotrokorana, ary ny havandra dia tsy hisy intsony, mba hahafantaranao fa an' i Jehovah ny tany. Hoy Moizy taminy: Vao mivoaka ny tanàna aho dia hanandratra ny tànako amin' ny Tompo, ka ny kotrok' orana hitsahatra, ny havandra tsy hisy intsony, mba hahafantaranao fa an' ny Tompo ny tany. Moïse lui dit : " Quand je sortirai de la ville, j'étendrai les mains vers Yahvé, le tonnerre cessera et il n' y aura plus de grêle, afin que tu saches que la terre est à Yahvé.