<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 8:4 | And the frogs shall come up both on thee, and upon thy people, and upon all thy servants. | Ary Farao dia nampaka an' i Mosesy sy Arona ka nanao hoe: Mangataha amin' i Jehovah hampialany ny sahona amiko sy amin' ny vahoakako; dia halefako ny olona mba hamono any zavatra hatao fanatitra ho an' i Jehovah. | Ary Faraona nampaka an' i Moizy sy Aarona nilazany hoe: Mangataha amin' ny Tompo mba hanesorany ny sahona amiko sy amin' ny vahoakako, fa halefako handeha ny vahoaka, hanolorany sorona amin' ny Tompo. |