<-
->

Eks 8:18 And the magicians did so with their enchantments to bring forth lice, but they could not: so there were lice upon man, and upon beast. Fa havahako amin' izany andro izany ny tany Gosena, izay itoeran' ny oloko, ka tsy mba hisy lalitra ao, mba hahafantaranao fa Izaho no Jehovah afovoan' ny tany. Amin' io andro io anefa havahako ny tany Gesena onenan' ny vahoakako, fa tsy mba hisy lalibe ny ao, mba hahafantaranao fa ao afovoan' io tany io izaho Iaveh. Et ce jour-là, je mettrai à part la terre de Goshèn où réside mon peuple pour que là il n' y ait pas de taons, afin que tu saches que je suis Yahvé, au milieu du pays.