<-
->

Eks 8:16 And the Lord said unto Moses, Say unto Aaron, Stretch out thy rod, and smite the dust of the land, that it may become lice throughout all the land of Egypt. Dia hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Mifohaza maraina koa, ka mitsangàna eo anatrehan' i Farao (fa, indro, hivoaka ho any amin' ny rano izy), ka lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Alefaso ny oloko hanompo Ahy. Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Mifohaza maraina koa ka tongava eo anatrehan' i Faraona amin' ilay fotoana ivoahany ho any amoron-drano iny. Lazao aminy hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Avelao handeha ny vahoakako hanompoany ahy. Yahvé dit à Moïse : " Lève-toi de bon matin et tiens-toi devant Pharaon quand il se rendra au bord de l' eau. Tu lui diras : Ainsi parle Yahvé : "Laisse partir mon peuple, qu' il me serve. "