<-
->

Eks 7:14 And the Lord said unto Moses, Pharaoh' s heart is hardened, he refuseth to let the people go. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Efa mafy ny fon' i Farao, ka mandà tsy handefa ny olona izy. Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Efa nihamafy ny fon' i Faraona ka mandà tsy handefa ny vahoaka. Yahvé dit à Moïse : " Le coeur de Pharaon s' est appesanti et il a refusé de laisser partir le peuple.