<-
->

Eks 6:30 And Moses said before the Lord, Behold, I am of uncircumcised lips, and how shall Pharaoh hearken unto me? Ary Mosesy niteny teo anatrehan' i Jehovah ka nanao hoe: Indro, tsy voafora molotra aho, ka aiza no hihainoan' i Farao ahy! Ary izao no navalin' i Moizy teo anatrehan' ny Tompo: Indro fa votsa fiteny aho, ka ahoana ange no hihainoan' i Faraona ahy? Moïse dit en présence de Yahvé : " Je n' ai pas la parole facile, comment Pharaon m'écouterait-il ? "