<-
->

Eks 6:3 And I appeared unto Abraham, unto Isaac, and unto Jacob, by the name of God Almighty, but by my name JEHOVAH was I not known to them. ary tamin' ny anarako hoe Andriamanitra tsitoha no nisehoako tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, fa ny anarako hoe Jehovah tsy mbola nahafantarany Ahy, Efa niseho tamin' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba ho Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra aho; fa mbola tsy nanambara ahy taminy aho araky ny anarako hoe Iaveh. Je suis apparu à Abraham, à Isaac et à Jacob comme El Shaddaï, mais mon nom de Yahvé, je ne le leur ai pas fait connaître.