<-
->

Eks 4:19 And the Lord said unto Moses in Midian, Go, return into Egypt: for all the men are dead which sought thy life. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy tany Midiana: Mandehana miverina any Egypta, fa maty ny olona rehetra izay nitady ny ainao. Hoy Iaveh tamin' i Moizy, tany amin' ny tany Madiana: Mandehana miverina any Ejipta fa efa maty avokoa ireo nitady hamono aina anao. Yahvé dit à Moïse en Madiân : " Va, retourne en Égypte, car ils sont morts, tous ceux qui cherchaient à te faire périr. "