<-
->

Eks 39:1 And of the blue, and purple, and scarlet, they made cloths of service, to do service in the holy place, and made the holy garments for Aaron; as the Lord commanded Moses. Ary tamin' ny manga sy ny volomparasy ary ny mena no nanaovany ny fitafiana makarakara, hanaovana fanompoam-pivavahana ao amin' ny fitoerana masina, ary nanao ny fitafiana masina ho an' i Arona izy, dia araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Natao tamin' ny jaky volomparasy, sy jaky mangatrakatraka, ary lamba mena antitra ny fanamiana enti-manao ny fombam-pivavahana ao amin' ny fitoerana masina, mbamin' ny fanamiana masina ho an' i Aarona, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Avec la pourpre violette et écarlate et le cramoisi, ils firent les vêtements liturgiques pour officier dans le sanctuaire. Ils firent les vêtements sacrés destinés à Aaron, comme Yahvé l' avait ordonné à Moïse.