<-
->

Eks 34:27 And the Lord said unto Moses, Write thou these words: for after the tenor of these words I have made a covenant with thee and with Israel. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Soraty ireo teny ireo, fa araka ireo teny ireo no nanaovako fanekena aminao sy amin' ny Isiraely. Dia hoy Iaveh tamin' i Moizy: Soratinao ireo teny ireo, fa araka ireo teny ireo no anaovako fanekena aminao sy amin' Israely. Yahvé dit à Moïse : " Mets par écrit ces paroles car selon ces clauses, j' ai conclu mon alliance avec toi et avec Israël. "