<-
->

Eks 33:3 Unto a land flowing with milk and honey: for I will not go up in the midst of thee; for thou art a stiffnecked people: lest I consume thee in the way. dia ho amin' izay tany tondra-dronono sy tantely; nefa tsy hiara-miakatra aminao Aho (satria olona mafy hatoka ianao), fandrao handringana anao eny an-dalana Aho. Dia ho any amin' ny tany tondra-dronono aman-tantely, fa tsy hiakatra aho eo afovoanao, satria vahoaka mafy hatoka hianao, ka sao dia haringako eny an-dàlana eny. Monte vers une terre qui ruisselle de lait et de miel, mais je ne monterai pas au milieu de toi, de peur que je ne t' extermine en chemin car tu es un peuple à la nuque raide. "