<-
->

Eks 30:37 And as for the perfume which thou shalt make, ye shall not make to yourselves according to the composition thereof: it shall be unto thee holy for the Lord. Ary ny amin' ny ditin-kazo manitra izay hataonao, dia aza mba misy atao tahaka azy ny ho anareo; ho masina aminao ho an' i Jehovah izany. Izany zava-manitra hataonareo izany dia tsy ho azonareo anaovana mitovy aminy ho anareo, fa hataonareo ho zava-masina ho an' ny Tompo. Le parfum que tu fais là, vous n' en ferez pas pour vous-mêmes de même composition. Il sera saint pour toi, réservé à Yahvé. Quiconque fera le même pour en humer l' odeur, sera retranché de son peuple.