<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 30:16 | And thou shalt take the atonement money of the children of |
Ary handray ny vola avotra amin' ny Zanak' Isiraely ianao, ka hataonao amin' ny fanompoana ao amin' ny trano-lay fihaonana; ary ho fahatsiarovana ho an' ny Zanak' Isiraely eo anatrehan' i Jehovah izany, ho avotry ny ainareo. | Horaisinao amin' ny zanak' Israely ny vola avy amin' izany avotra izany ka hoenti-manao ny raharaha momba ny trano lay fihaonana. Dia ho antoka eo anatrehan' ny Tompo izany, ho an' ny zanak' Israely hanavotana ny ainy. | Tu prendras l' argent de la rançon des |