<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 3:18 | And they shall hearken to thy voice: and thou shalt come, thou and the elders of |
Dia hihaino ny feonao izy; ary hankao amin' ny mpanjakan' i Egypta ianao sy ny loholon' ny Isiraely ka hilaza aminy hoe: Jehovah, Andriamanitry ny Hebreo, efa nihaona taminay; ary ankehitriny, trarantitra ianao, aoka handeha lalan-kateloana any an-efitra izahay mba hamono zavatra hatao fanatitra ho an' i Jehovah Andriamanitray. | Fa hihaino ny teninao izy ireo; dia handeha hianao sy ny loholon' Israely ho any amin' ny mpanjakan' i Ejipta, ka hanao aminy hoe: Niseho taminay Iaveh ilay Andriamanitry ny Hebrio. Koa amin' izao avelao izahay handeha lalan-kateloana any an' efitra, hanolotra sorona amin' ny Tompo, Andriamanitray. | Ils |