<-
->

Eks 28:38 And it shall be upon Aaron' s forehead, that Aaron may bear the iniquity of the holy things, which the children of Israel shall hallow in all their holy gifts; and it shall be always upon his forehead, that they may be accepted before the Lord. Ary ho eo ambonin' ny handrin' i Arona izy, mba ho entin' i Arona ny heloky ny zava-masina, izay hohamasinin' ny Zanak' Isiraely amin' ny fanomezany masina rehetra; ary ho eo amin' ny handriny mandrakariva izany, mba hankasitrahana eo anatrehan' i Jehovah ny olona. Ho eo an-kandrin' i Aarona izy, mba hitondran' i Aarona ny heloka rehetra natao tamin' ny zava-masina izay hatokan' ny zanak' Israely ho fanatitra masina isan-karazany; ary ho eo an-kandriny lalandava izy eo anatrehan' ny Tompo mba hahitan' izy ireo sitraka amin' ny Tompo. Elle sera sur le front d' Aaron, et Aaron se chargera ainsi des fautes concernant les choses saintes que consacreront les Israélites, pour toutes leurs saintes offrandes. Elle sera sur son front toujours pour leur attirer la faveur de Yahvé.