<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 19:3 | And |
Ary Mosesy niakatra ho ao amin' Andriamanitra, dia niantso azy Jehovah tao an-tendrombohitra ka nanao hoe: Izao no holazainao amin' ny taranak' i Jakoba sy hambaranao amin' ny Zanak' Isiraely: | Niakatra ho ao amin' Andriamanitra Moizy, dia nantsoin' ny Tompo tao an-tampon-tendrombohitra izy, ka nilazany hoe: Izao no holazainao amin' ny taranak' i Jakoba sy hambaranao amin' ny zanak' Israely: |