<-
->

Eks 18:9 And Jethro rejoiced for all the goodness which the Lord had done to Israel, whom he had delivered out of the hand of the Egyptians. Dia faly Jetro noho ny soa rehetra izay efa nataon' i Jehovah tamin' ny Isiraely, izay novonjeny ho afaka tamin' ny tanan' ny Egyptiana. Ka faly Jetrao noho ny soa rehetra nataon' ny Tompo tamin' Israely sy ny nanafahany azy tamin' ny tanan' ny Ejipsiana. Jéthro se réjouit de tout le bien que Yahvé avait fait à Israël, de ce qu' il l' avait délivré de la main des Égyptiens.