<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 14:31 | And |
Ary rehefa hitan' ny Isiraely ny asa lehibe izay nataon' ny tànan' i Jehovah tamin' ny Egyptiana, dia natahotra an' i Jehovah ny olona ka nino an' i Jehovah sy Mosesy mpanompony. | Hitan' Israely ny tànana maherin' ny Tompo nasehony tamin' ny namelezany ny Ejipsiana, ka natahotra an' ny Tompo ny vahoaka, ary nino an' ny Tompo sy Moizy mpanompony. |