<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 14:26 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Ahinjiro eo ambonin' ny ranomasina ny tananao, mba hikatonan' ny rano amin' ny Egyptiana mbamin' ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoa valiny. | Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Ahinjiro eo ambonin' ny ranomasina ny tànanao, hikatonan' ny rano amin' ny Ejipsiana sy ny kalesy amam-pitaingin-tsoavaliny. |