<-
->

Eks 12:42 It is a night to be much observed unto the Lord for bringing them out from the land of Egypt: this is that night of the Lord to be observed of all the children of Israel in their generations. Alina notandreman' i Jehovah izany, hitondrany azy hivoaka avy tamin' ny tany Egypta; eny, izany alina izany dia an' i Jehovah ka hotandreman' ny Zanak' Isiraely rehetra hatramin' ny taranany fara mandimby. Alina niaretan-tory ho an' ny Tompo ilay alina namoahany azy tamin' ny tany Ejipta, ka izany alina izany dia ho alina fiaretan-tory hankalazana an' ny Tompo, ho an' ny zanak' Israely rehetra isan-taranany. Cette nuit durant laquelle Yahvé a veillé pour les faire sortir d'Égypte doit être pour tous les Israélites une veille pour Yahvé, pour leurs générations.