<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 3:16 | After him repaired |
Ary manarakaraka io dia namboatra koa Nehemia, zanak' i Azboka, komandin' ny antsasaky ny fehin' i Beti-zora, hatramin' ny teo amin' ny tandrifin' ireo fasan' i Davida ka hatramin' ny farihy izay natao ary hatramin' ny tranon' ny lehilahy mahery. | Nanaraka azy, Nehemia zanak' i Azbaoka, lehiben' ny antsasaky ny faritanin' i Betsora, nanamboatra hatreo amin' ny tandrifin' ireo fasan' i Davida, hatreo amin' ilay dobo voarafitra sy hatreo amin' ny tranon' ny Lehilahy mahery. | Après lui |