<-
->

2Tt / 2Tan 9:9 And she gave the king an hundred and twenty talents of gold, and of spices great abundance, and precious stones: neither was there any such spice as the queen of Sheba gave king Solomon. Ary izy nanome talenta volamena roa-polo amby zato sy zava-manitra sesehena ary vato soa ho an' ny mpanjaka; tsy nisy intsony zava-manitra tahaka ilay nomen' ny mpanjakavavin' i Sheba an' i Solomona mpanjaka. Talenta volamena valopolo amby zato sy zava-manitra sesehena, ary vato soa no nomeny ny mpanjaka. Tsy nisy zava-manitra be sahala amin' izany nomen' ny mpanjakavavin' i Sabà an' i Salomona izany intsony. Elle donna au roi cent vingt talents d' or, une grande quantité d' aromates et des pierres précieuses. Les aromates que la reine de Saba apporta au roi Salomon étaient incomparables.