<-
->

2Tt / 2Tan 9:29 Now the rest of the acts of Solomon, first and last, are they not written in the book of Nathan the prophet, and in the prophecy of Ahijah the Shilonite, and in the visions of Iddo the seer against Jeroboam the son of Nebat? Ary ny tantaran' i Solomona sisa, na ny voalohany na ny farany. tsy efa voasoratra va izany ao amin' ny bokin' i Natana mpaminany sy amin' ny faminanian' i Ahia Silonita sy amin' ny fahitan' Ido mpahita ny amin' i Jeroboama, zanak' i Nebata? Ny sisa tamin' ny asan' i Salomona, na ny voalohany na ny farany, moa tsy dia efa voasoratra va izany ao amin' ny bokin' i Natàna mpaminany, sy amin' ny faminanian' i Ahiasa avy any Silao, ary amin' ny fahitan' i Adao ny amin' i Jeroboama zanak' i Nabata? Le reste de l' histoire de Salomon, du début à la fin, n' est-ce pas écrit dans l' histoire de Natân le prophète, dans la prophétie d' Ahiyya de Silo, et dans la vision de Yéddo le voyant concernant Jéroboam fils de Nebat ?