<-
->

2Tt / 2Tan 9:2 And Solomon told her all her questions: and there was nothing hid from Solomon which he told her not. Ary voavalin' i Solomona izy tamin' izay rehetra nanontaniany azy; tsy nisy zavatra niafina tamin' i Solomona, fa nambarany azy avokoa. Voavalin' i Salomona avokoa ny fanontaniany, fa tsy nisy niafina tamin' ny mpanjaka, ka tsy hainy novaliana na dia iray aza. Salomon l'éclaira sur toutes ses questions et aucune ne fut pour lui un secret qu' il ne pût élucider.