<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 9:14 | Beside that which chapmen and merchants brought. And all the kings of |
afa-tsy izay nentin' ny mpivarotra sy ny mpandranto. Ary ny mpanjakan' i Arabia rehetra sy ny mpanapaka ny tany dia samy nitondra volamena sy volafotsy ho an' i Solomona. | afa-tsy izay nentin' ny mpivarotra amam-pandranto taminy; ny mpanjakan' i Arabia rehetra sy ny governoran' ny tany nitondra volamena amam-bolafotsy ho an' i Salomona. | sans compter ce qui venait des redevances des marchands et des courtiers importateurs; tous les rois d' |