<-
->

2Tt / 2Tan 9:10 And the servants also of Huram, and the servants of Solomon, which brought gold from Ophir, brought algum trees and precious stones. Ary ny mpanompon' i Hirama koa sy ny mpanompon' i Solomona, izay naka volamena avy tany Ofira, dia nitondra hazo almoga sy vato soa. Ireo mpanompon' i Hirama sy ireo mpanompon' i Salomona nitondra volamena avy any Ofira, dia nitondra hazo santala amam-batosoa kosa. De même les serviteurs de Huram et les serviteurs de Salomon qui rapportèrent l' or d' Ophir, rapportèrent du bois d' algummim et des pierres précieuses.