<-
->

2Tt / 2Tan 8:6 And Baalath, and all the store cities that Solomon had, and all the chariot cities, and the cities of the horsemen, and all that Solomon desired to build in Jerusalem, and in Lebanon, and throughout all the land of his dominion. ary Baleta sy ny tanàna fitehirizana rehetra izay an' i Solomona sy ny tanàna rehetra fitoeran-kalesy sy ny tanàna fitoeran' ny mpitaingin-tsoavaly ary izay rehetra tian' i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin' ny tany nanjakany rehetra. sy ny tanàna rehetra fitoeran-kalesy sy ny tanàna fitoeran' ny mpitaingin-tsoavaly ary izay rehetra tian' i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin' ny tany nanjakany rehetra. Baalata mbamin' ny tanàna fitehirizana rehetra izay an' i Salomona, ny tanàna rehetra ho an' ny kalesy, ny tanàna ho an' ny mpitaingin-tsoavaly, mbamin' izay rehetra tian' i Salomona naorina tany Jerosalema sy tany Libàna ary tany amin' ny tany rehetra nanapahany. ainsi que Baalat, toutes les villes-entrepôts qu' avait Salomon, toutes les villes de chars et les villes de chevaux, et ce qu' il plut à Salomon de construire à Jérusalem, au Liban et dans tous les pays qui lui étaient soumis.