<-
->

2Tt / 2Tan 8:12 Then Solomon offered burnt offerings unto the Lord on the altar of the Lord, which he had built before the porch, Ary tamin' izany Solomona nanatitra fanatitra dorana ho an' i Jehovah teo ambonin' ny alitaran' i Jehovah, izay naoriny teo anoloan' ny lavarangana fidirana; Tamin' izany Salomona dia nanatitra sorona dorana ho an' ny Tompo teo ambonin' ny otelin' ny Tompo izay naoriny teo anoloan' ny fidirana. Salomon offrit alors des holocaustes à Yahvé sur l' autel de Yahvé qu' il avait bâti devant le Vestibule.