<-
->

2Tt / 2Tan 7:7 Moreover Solomon hallowed the middle of the court that was before the house of the Lord: for there he offered burnt offerings, and the fat of the peace offerings, because the brasen altar which Solomon had made was not able to receive the burnt offerings, and the meat offerings, and the fat. Ary Solomona nanamasina ny afovoan' ny kianja izay teo anoloan' ny tranon' i Jehovah; fa tao no nanaterany ny fanatitra dorana sy ny saboran' ny fanati-pihavavana; fa ny alitara varahina izay nataon' i Solomona dia tsy omby ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina ary ny sabora. Nohamasinin' i Salomona ny afovoan' ny kianja, eo anoloan' ny tranon' ny Tompo, fa teo no nanolorany ny sorona dorana mbamin' ny saboran' ny sorom-pihavanana, satria tsy omby ny sorona dorana sy ny fanatitra ary ny sabora, ny otely varahina nataony. Salomon consacra le milieu de la cour qui était devant le Temple de Yahvé, car c' est là qu' il offrit les holocaustes et les graisses des sacrifices de communion. L' autel de bronze qu' avait fait Salomon ne pouvait en effet contenir l' holocauste, l' oblation et les graisses.