<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 7:6 | And the priests waited on their offices: the |
Ary ny mpisorona samy nitsangana hanao ny anjara-raharahany avy; ny Levita koa nanana ny zava-manenon' i Jehovah, izay nataon' i Davida mpanjaka hiderana an' i Jehovah, fa mandrakizay ny famindram-pony, raha nasain' i Davida nidera an' Andriamanitra izy; ary ny mpisorona nitsoka ny trompetra teo anoloany, ary ny Isiraely rehetra nitsangana teo. | Ny mpisorona nitsangana tamin' ny fitoerany avy, mbamin' ny Levita koa nitondra ny zava-manenon' ny Tompo izay nataon' i Davida mpanjaka, hiderana an' ny Tompo hoe: Fa maharitra mandrakizay ny famindram-pony, raha nankalaza an' ny Tompo tamin' ny alàlan' izy ireo izy. Nitsoka trompetra tandrifin' ireo, ny mpisorona, ary tafatsangana Israely rehetra. | Les prêtres se tenaient à leur poste et les lévites célébraient |