<-
->

2Tt / 2Tan 7:5 And king Solomon offered a sacrifice of twenty and two thousand oxen, and an hundred and twenty thousand sheep: so the king and all the people dedicated the house of God. Ary Solomona mpanjaka namono zavatra hatao fanatitra, dia omby roa arivo amby roa alina sy ondry aman' osy roa alina amby iray hetsy. Toy izany no nitokanan' ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny tranon' Andriamanitra. Omby roa arivo amby roa alina, sy ondry roa alina sy iray hetsy, no novonoin' i Salomona mpanjaka natao sorona. Toy izany no nanaovan' ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny fitokanana ny tranon' Andriamanitra. Le roi Salomon immola en sacrifice 22000 boeufs et 120.000 moutons, et le roi et tout le peuple dédièrent le Temple de Dieu.