<-
->

2Tt / 2Tan 7:17 And as for thee, if thou wilt walk before me, as David thy father walked, and do according to all that I have commanded thee, and shalt observe my statutes and my judgments; Ary ny aminao, raha handeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan' i Davida rainao ianao ka hanao araka izay andidiako anao sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko, Ary ny aminao, raha mandeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan' i Davida rainao hianao, ka manaraka an' izay rehetra nandidiako anao, sy mitandrina ny lalàna amam-pitsipiko, Pour toi, si tu marches devant moi comme a fait ton père David, si tu agis selon tout ce que je te commande et si tu observes mes lois et mes ordonnances,