<-
->

2Tt / 2Tan 7:11 Thus Solomon finished the house of the Lord, and the king' s house: and all that came into Solomon' s heart to make in the house of the Lord, and in his own house, he prosperously effected. Toy izany no nahavitan' i Solomona ny tranon' i Jehovah sy ny lapan' andriana, ary samy nataon' i Solomona lavorary avokoa zay rehetra efa voaheviny hatao tao an-tranon' i Jehovah sy tao an-dapany. Vitan' i Salomona ny tranon' ny Tompo sy ny tranon' ny mpanjaka, sady efany soa aman-tsara izay rehetra noheverin' ny sainy hatao tao amin' ny tranon' ny Tompo sy ny tranon' ny mpanjaka. Salomon acheva le Temple de Yahvé et le palais royal et il mena à bien tout ce qu' il désirait faire dans la maison de Yahvé et la sienne.