<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 7:1 | Now when |
Ary rehefa vita izany vavak' i Solomona izany, dia nisy afo latsaka avy tany an-danitra ka nandevona ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hafa alatsa-drà, ka feno ny voninahitr' i Jehovah ny trano. latsaka avy tany an-danitra ka nandevona ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hafa alatsa-drà, ka feno ny voninahitr' i Jehovah ny trano. | Nony tapitra ny vavak' i Salomona, dia nodoran' ny afo avy any an-danitra ny sorona dorana mbamin' ny sorona ary nameno ny trano ny voninahitry ny Tompo. | Quand |