<-
->

2Tt / 2Tan 6:8 But the Lord said to David my father, Forasmuch as it was in thine heart to build an house for my name, thou didst well in that it was in thine heart: Nefa hoy Jehovah tamin' i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanao trano ho an' ny anarako, dia tsara izany fikasanao izany. fa hoy Iaveh tamin' i Davida raiko: Noho hianao nihevitra hanao trano ho an' ny anarako, dia zavatra soa ny nanananao izany hevitra izany. mais Yahvé dit à mon père David : "Tu as eu dans l' esprit de bâtir une maison pour mon Nom, et tu as bien fait.