<-
->

2Tt / 2Tan 6:15 Thou which hast kept with thy servant David my father that which thou hast promised him; and spakest with thy mouth, and hast fulfilled it with thine hand, as it is this day. sady efa nahatanteraka tamin' i Davida raiko mpanomponao ilay nolazainao taminy; fa nolazain' ny vavanao izany, dia notanterahin' ny tananao tahaka ny amin' izao anio izao. Toy ny nitandremanao ny teninao tamin' i Davida raiko, mpanomponao, fa notanterahin' ny tànanao ny efa voalazan' ny vavanao, araka izao hita anio izao. Tu as tenu à ton serviteur David, mon père, la promesse que tu lui avais faite, et ce que tu avais dit de ta bouche, tu l' as accompli aujourd' hui de ta main.