<-
->

2Tt / 2Tan 6:13 For Solomon had made a brasen scaffold of five cubits long, and five cubits broad, and three cubits high, and had set it in the midst of the court: and upon it he stood, and kneeled down upon his knees before all the congregation of Israel, and spread forth his hands toward heaven. fa efa nanao fitaingenana varahina izy, ary napetrany teo afovoan' ny kianja io (dimy hakiho ny lavany, ary dimy hakiho ny sakany, ary telo hakiho ny hahavony); dia nitsangana teo amin' io izy ka nandohalika teo anatrehan' ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ary namelatra ny tànany manandrify ny lanitra afovoan' ny kianja io (dimy hakiho ny lavany, ary dimy hakiho ny sakany, ary telo hakiho ny hahavony); dia nitsangana teo amin' io izy ka nandohalika teo anatrehan' ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ary namelatra ny tànany manandrify ny lanitra Fa nanao lampihazo varahina Salomona, dia natsangany teo afovoan' ny kianja: dimy hakiho ny lavany, dimy hakiho ny sakany, ary telo hakiho ny hahavony. Niakatra teo izy, dia nandohalika nanatrika ny fiangonan' Israely rehetra, sy nanandratra ny tànany hanandrandra ny lanitra, Or Salomon avait fait un socle de bronze qu' il avait mis au milieu de la cour; il avait cinq coudées de long, cinq de large et trois de haut. Salomon y monta, s' y tint et s' y agenouilla en présence de toute l' assemblée d' Israël. Il étendit les mains vers le ciel